- Alarobia 08 Janoary 2020
Any Ivelany.Raharaha Carlos Ghosn Namoahana didy fampisamborana ihany koa ny vadiny
Tsy manaiky ny fitsarana japoney fa dia namoahana didy fampisamborana ihany koa ny vadin`i Carlos Ghosn, mpandraharaha
Hamaky ny tohinyTsy manaiky ny fitsarana japoney fa dia namoahana didy fampisamborana ihany koa ny vadin`i Carlos Ghosn, mpandraharaha
Hamaky ny tohinyMiha manankarena hatrany i Sina ary niakatra hatrany ny harinkarena faobeny (PIB). Efa nahatratra 14 217 miliara dolara ny PIB an’i Sina tamin’ny efa-bolana voalohan’ny taona 2019 raha 13 407 miliara dolara izany ny taona 2018.
Hamaky ny tohinySamy miomankomana amin’ny fifanafihana izany amin’izao fotoana izao ny ao Etazonia sy Iran ao taorian’ilay daroka baomban’ny Amerikanina tao amin’ny seranam-piaramanidin’I Bagdad ka nahafaty ny jeneraly Qassem Soleimani izay mpitarika ny revolisionina iranianina ny zoma teo.
Hamaky ny tohinyEfa miomana fatratra sahady i Qatar amin’izao fotoana izao ary efa manao kajy be ny amin’ny ho mety fahalanian’ny entona sy solitany rahatrizay;
Hamaky ny tohinyNametra-pialana omaly i Dennis Muilenburg Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa Amerikanina Boeing,
Hamaky ny tohinyFitokonana maherin’ny 250 isa no mitranga any Frantsa ary dia mikatso tanteraka ny asa aman-draharaha, ny fitaterana…
Hamaky ny tohiny